TAKAITRA NAVELAN’NY RIVODOZA FREDDY: NITONDRA FANAMPIANA TANY MOROMBE NY FILOHA
Isan’ny nitondra takaitra tamin’ny fiverenan’ny rivodoza Freddy ny distrikan’i Morombe. Tonga nitondra fanampiana tany an-toerana ny Filoha mivady ka tamin’izany...
Isan’ny nitondra takaitra tamin’ny fiverenan’ny rivodoza Freddy ny distrikan’i Morombe. Tonga nitondra fanampiana tany an-toerana ny Filoha mivady ka tamin’izany...
Ho fanatsarana ny tolotra omen'ny orinasa JIRAMA sy mba hanakaiky bebe kokoa ireo mpanjifa dia natsangana ny Jirama Shop. Nitokana...
Tsy tokony ho fanaka malemy na ravaky ny lalana na haingon'ny tokantrano intsony ny vehivavy fa manana andraikitra sy ny...
Notolorana mari-pankasitrahana sy fitaovana ahafahan'izy ireo mihary ireo vehivavy Miavotse miisa 460 avy amin'ny faritra 23 eto Madagasikara. Nisitraka fiofanana...
Tombanana ho 4.796 miliara Ar ny hetra hiditra amin'ny Fanjakana amin'ity taona 2023 ity. Ezahina ho hampitomboana roa tapitrisa ireo...
Miaramila 150 no efa tonga any Morarano Chrome hanampy ireo mpitandro filaminana any an-toerana, hanatanteraka ilay hetsika manokana ho fanafoanana...
Mitohy any amin’ny distrikan’i Nosy Varika faritra Vatovavy ny fidinana ifotony ataon’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina, taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Freddy. Betsaka...
Tonga nanatitra ny taratasy manendry azy hiasa eto amintsika, tamin'ny Filoha Andry Rajoelina teny Iavoloha , ny masoivoho vaovaon'i Suisse...
Noraosin'ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina teny amin'ny Lapan-panjakana Iavoloha ny masoivoho vaovaon'i Turquie sy Suisse, hiasa sy honina eto amintsika....
Natomboka tao Toamasina ny asa fanamboarana ny RNS5 mampitohy an’i Toamasina sy Foulpointe. Nampitaraina ireo mpampiasa azy ny haratsian’ity lalana...