TOLIARA: VOATSABO MAIMAIM-POANA NY VAHOAKA
Misitraka tolotra ara-pahasalamana maimaim-poana mandritra ny telo volana ireo vahoaka sahirana taorin'ny fandalovan'ny rivodoza Freddy tany amin'ny faritra Atsimo Andrefana....
Misitraka tolotra ara-pahasalamana maimaim-poana mandritra ny telo volana ireo vahoaka sahirana taorin'ny fandalovan'ny rivodoza Freddy tany amin'ny faritra Atsimo Andrefana....
Misy fiantraikany ratsy amin’ny fambolena kafe any amin’ny faritra Itasy ny fiovan’ny toetrandro. Tsy afaka mamboly mandava-taona intsony ireo tantsaha...
Tafiakatra 39 isan-jato ny zaza latsaky ny dimy taona tratra ny tsy fanjarintsakafo eto Madagasikara. Kendrena hidina hatramin’ny 28 isan-jato....
Nifarana ny 16 Marsa ny zato andro ho an’ny tovovavy sy ny vehivavy. Raha tsiahivina ny 25 Novambra 2022 no...
Noraisin’ny filoha Andry RAJOELINA ny tale jeneralin’ny BAD Banky Afrikanina ho an’i Fampandrosoana misahana ny tapany atsimon’i Afrika Ramatoa Leila...
Ho apetraka ny observatoire pour la science et pour le développement de Madagascar. Anisan ny Vinan’ny birao vaovaon ny ACE,fikambanan...
Na dia mbola misy aza ny ezaka tokony ataon’i Madagasikara dia betsaka ireo fepetra notakian’ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena (FMI) no efa...
Tanterahana ny 18 sy 19 martsa 2023 ny fifaninana hidirana ho mpianatra polisim-pirenena. Nivoaka ny talata 14 martsa 2023 ny...
Ambany ny tahan'ny fisitrahan'ny vehivavy tantsaha ny zony, raha oharina amin'ny vehivavy monina antanan-dehibe. Antony mahatonga ny tokantrano ambanivohitra sahirana...
Hiara-hiasa amin'ny tranoben'ny varotra amerikana na American Chamber of Commerce in Madagascar (AmCham) ny masoivoho amerikana eto amintsika hanampy ireo...