Mois : septembre 2022
FAMATSIANA JIRO NY TONTOLO AMBANIVOHITRA: HANAMPY AN’I MADAGASIKARA HITADY FAMATSIAM-BOLA NY PNUD
Ny 15%-n'ny Malagasy ihany no mbola misitraka herinaratra avy amin'ny JIRAMA ary tanan-dehibe no maro an’isa amin'izany. Mba hampitomboana ny...
FAMATSIANA RANO FISOTRO MADIO: TOERANA FAMATSIANA RANO 360 AVY AMIN’NY WADA
Kaominina 19 amina tanan-dehibe miisa telo eto Madagasikara dia Antananarivo, Mahajanga ary Toliara no nisitraka foto-drafitrasa famatsiana rano fisotro madio...
ZAVA-MAHADOMELINA: HEROINE EFATRA KILAO MAHERY TRA-TEHAKA TENY IVATO
Vehivavy teratany kenianina iray no nahatratrarana héroïne milanja 4,950 kg teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato. Vehivavy 29 taona, tonga teto Madagasikara...