Mois : août 2022
TSY MISY ATAHORANA NY TSY FISIAN’NY SOLIKA ETO MADAGASIKARA
Miantsona ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina omaly 10 Aogositra ny sambo lehibe iray mitondra solika 79.000 m3 hamatsiana an’i Madagasikara. Karazany...
LALANA MAMPITOHY AN’AMBILOBE SY VOHEMAR: FAMARANANA NY ASA SISA NO ATAO
Vita ny 95 isan-jaton’ny lalam-pirenena fahadimy A, mampitohy an’Ambilobe sy Vohemar. Voarakotra tara na goudron ny lalana. Famaranana ny asa...
FSM: TAFATSANGANA NY FILANKEVI-PITANTANANA
Nankatoavin’ny Filankevitry ny Minisitra omaly 10 Aogositra 2022 ny fanendrena ireo mpikambana ao amin’ny Filankevi-pitantanan’ny « Fonds Souverain Malagasy »...
TOEKARENA: ORINASA EFATRA HIFANAKALO ARA-BAROTRA AMIN’I CHINE
Orinasa miisa efatra misehatra amin'ny fambolena sy fanodinana sakafo no hisantatra ny fiaraha-miasa eo amin'i Madagasikara sy Chine amin'ny fifanakalozana...