FETIM-PIRENENA: OLONA 16 165 NAHAZO FANALEFAHAN-TSAZY FAOBE
Tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha 62 niverenan'ny fahaleovan-tena, nanome fanalefahan-tsazy faobe ny Filoham-pirenena. Miisa 16 165 ireo voafonja efa...
Tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha 62 niverenan'ny fahaleovan-tena, nanome fanalefahan-tsazy faobe ny Filoham-pirenena. Miisa 16 165 ireo voafonja efa...
Tao anatin'ny filaminana no nankalazan'ny Malagasy ny fetim-pirenena, nankalazana ny faha 62 taona niverenan'ny fahaleovan-tena. Nanamarika izany ny matso lehibe...
Matihanina teo amin'ny famokarana sy fanatontosana fandaharana teto amin'ny Radio Madagasikara i Sophie Ravelomanantsoa. Fantatra tamin'ny fahaizany manentana sy nilalao...
Teratany karana iray sy sinoa roa saika hihazo an’i Addis Abeba Ethiopie no tratra nitondra volamena antsokosoko nandritra ny fisavana...
Manoloana ny toe-draharaha misy eto amin'ny firenena dia miantso fitoniana hatrany ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy na CFM. Tokony hatsahatra...