Mois : avril 2022
MISY FEPETRA NY FIKITIHANA NY VIDIN’NY SOLIKA HOY NY MINISITRY NY ANGOVO SY NY ANKORANAFO
Ny fanjakana no mamaritra ny vidin’ny solika hatramin’ny faran’ ny volana Jona izao ao anatin’ny « ADMINISTRATION DE PRIX »izay...
HIGOKA NY TOMBOTSOA AMIN’NY TETIKASA « INDOPACIFIQUE » I MADAGASIKARA
Hivelatra amin’ny fitanterana an’habakabaka, ny haitao arakajy mirindra, ny fampandrosoana ny tontolo eny ambanivohitra ary ny fiarovam-pirenena, ny fiaraha-miasa eo...
HANETSIKA TETI-BOLA HANAMPIANA AN’I MADAGASIKARA NY UNICEF
henon'ny fianakaviam-be iraisam-pirenena hiakan'i Madagasikara amin'ny hain-Tany misy any atsimo izay miatraika amin’ny fianakaviana aman’hetsiny, ny fandalovan’ny rivo-doza efatra tao...
𝕋𝕍𝕄 -ℝℕ𝕄 𝕄𝔸ℝ𝕆𝔸ℕ𝕋𝕊𝔼𝕋ℝ𝔸 : NAHAZO FITAOVANA VAOVAO SY MAODERINA
Tahaka ny efa natao tany amin’ny faritra maro, tsy nanadino an’i Maroantsetra amin’ny fampisitrahana fitaovana manaram-penitra sy arifomba ny Minisiteran'ny...
FAHASALAMANA: NIHENA 20% NY TAHAM-PAHAFATESANA NATERAKY NY TAZOMOKA
Nanao ezaka tamin'ny ady amin'ny tazomoka ny governemanta Malagasy sy ny governemanta amerikana nandritra ny taona 2021. Araka ny tatitra...
RIVODOZA JASMINE: HIDITRA AN-TANETY NY 26 AVRILY AO TOLIARA
Mivoatra hatrany ilay rivodoza Jasmine ao amin'ny lakandranon'i Mozambika. Raha ny vinavinan'ny foibe famantarana ny toetrandro dia hiditra an-tanety anio...
TONGA AO TOAMASINA NY SAMBO MPITONDRA SOLIKA
Tsy misy atahorana ny famatsiana solika eto amintsika. Manana tahiry azo ampiasaina hatramin’ny 60 andro iska , ary efa tonga...