Mois : mars 2022
AVOTRA IREO OLONA FITO NISY NAKA AN-KERINY TANY MAHABO
Nanomboka ny 11 Martsa 2022 dia nahatratra fito ny trangana fakana an-keriny niseho tany Mahabo. Ho fanampiana ireo vahoaka hiaran’izany...
HANATANTERAKA TETIKASA 30 ETO MADAGASIKARA NY FANJAKANA PRINCIPAUTE DE MONACO
Nanolotra vola telo tapitrisa euro entina hanatanterahana tetikasa 30 eto Madagasikara ny fanjakana Principauté de Monaco. Tafiditra ao anatin’ireo tetikasa...
MANOHANA NY MINISTERAN’NY FANABEAZAM-PIRENENA AMIN’NY FANANGANANA SY FANARENANA IREO SEKOLY RAVAN’NY RIVODOZA I NORVEGE
Nanome vola 1tapitrisa dolara hananganana sy hanarenana ny sekoly miisa 2.854 ravan’ny rivodoza I Norvege. Sekoly any amin’ny farim-piadidim-pampianarana efatra...
HO VITA NY ALAROBIA 30 MARTSA 2022 NY TETEZANA AO ANDRANOLAVA MAROVOAY
Amboarina ny tetezana ao Antanambao Kaominina Andranolava Distrikan’I Marovoay, any amin’ny lalam-pirenena faha efatra mampitohy an’Antananarivo sy Mahajanga. Efa simba...
HANAMPY ISA IREO TOERAM-PAMOKARANA ARA-BIOLOJIKA I BONGATSARA
Hisehatra betsaka amin’ny famokarana legioma sy voninkazo ary hazo fihinam-boa I Madagasikara. Atao fitaratra amin’izany ny Kaominina BONGATSARA faritra Analamanga....