Mois : février 2022
NAMORAIN’NY FANJAKANA NY FAMPIDIRANA IREO FANAMPIANA NATOLOTRY NY ONG TAK AN’IREO TRABOINA
Olona 3.000 avy @ fiankaviana 1.000 izay traboina noho ny rivo-doza ANA sy BATSIRAI teto Antananarivo renivohitra no nahazo fanampiana...
NIJERY NY TRABOINA TAO AMBOVOMBE SY AMBOASARY ATSIMO NY PRAIMINISITRA
Nitsidika ireo mponina niharam-boina vokatry ny rivo-doza EMNATI tany amin’ny Distrikan’Ambovombe Androy ny Praiminisitra Ntsay Christian niaraka tamin’ny Minisitry ny...
MAMPIHENA NY TARATASY AMPIASAINA EO ANIVON’NY MINISITERA NY FAMPIASANA NY PRS
PROCUREMENT REVIEW SYSTEM (PRS) no rohy ara-kajy mirindra entina hanaraha-maso ny tsenam-baro-panjakana. Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy androany 28 Febroary tetsy...
FPFE : 65% NY VEHIVAVY ETO MADAGASIKARA NO TSY MAHAFANTATRA FA IHARAN’NY HERISETRA
Nitombo ny tahan’ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy sy mahavavy taorian’ny fihibohana vokatry ny valanaretina COVID 19 raha ny fanadihadiana nataon’ny...
ZANDRARIMARIM-PIRENENA ANY MAROLAMBO : HOMENA FITAOVANA SY FOTODRAFITRASA VAOVAO
Havaozina ny tobim- paritry ny Zandarimarim-pirenena any Marolambo noho izy efa antitra sy simba tanteraka. Voakasik’izany ny birao fiasana sy...