Mois : décembre 2021
MPIKAMBANA VAOVAO’NY CENI : « TSY NATAO HAMPANAN-KARENA NY ASAM-PANJAKANA ».
Niaraka nanao fanambarana tetsy amin'ny Fitsarana avo momba ny Lalam-panorenana ireo mpikambana eo anivon'ny Birao maharitry ny CENI ,notarihin'ny filohany...
ASA FANAOVAN-GAZETY : HIVOAKA AMIN’NY VOLANA JANOARY NY KARATRA MAHA-MATIHANINA VAOVAO.
Telo taona no nanaovan'ny Vaomiera itambarana isasahana foibe , na ny Commission Paritaire centrale ny asa fanavaozana ny lisitry ny...
RAHARAHA APOLLO 21 : NIVOAKA NY DIDIM-PITSARANA…
Enina tamin'ireo 20 voampanga no nomelohin'ny fitsarana, roa nafahana noho ny fisalasalana , ary afaka madiodio ny ambiny.Io no didy...
FANOMEZANA KARATANY : ILAINA NY FANAVAOZANA NY SARI-TANIN’I MADAGASIKARA
Mifanindran-dalana amin’ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana amin’ny fanomezana kara-tany ny asa fanavaozana ny sarin-tanin’I Madagasikara. Miara-miasa amin’ny fanatanterahana izany ny Foiben-tao-tsaritanin’I...
LASAN’I MADAGASIKARA NY MEDALY VOLAMENA AMIN’NY CACAO TSARA INDRINDRA MANERAN-TANY
Norombahan- dramatoa Sovenira Vahiny Filohan’ny Koperativa TMAR , avy ao amin’ny Groupe UCLC ny medaly volamena amin’ny cacao tsara indrindra...
COVID 19 : FARITRA TELO AO ANATIN’NY FAHAMAILOANA ARA-PAHASALAMANA
Nandray fepetra ny fitondram-panjakana manoloana ny fiakaran’ny tranga covid 19 tato ho ato. Nandritra ny filan-kevitry ny minisitra ny 15...
KABARY MALAGASY : TAFIDITRA AO ANATIN’NY LISITRY NY HARENTSAINA TSY AZO TSAPAIN-TANANA HO AN’NY ZANAK’OLOMBELONA
Nankatoavin’ny Komity iraisam-pirenena momba ny Fifanarahan’ny UNESCO ny fanoratana ny Kabary malagasy ho ao anatin’ny lisitry ny « harentsaina tsy...