Mois : août 2021
FESTIVAL RIFATSE TANY MORONDAVA : NAHASARIKA IREO MPIZAHATANY ANATINY
Namerenana ny hasin'ny kolontsaina Sakalava ny Festival Rifatse andiany faha-enina tany Morondava. Nasongadina ny "Kolondoy", fomba maha Sakalava natao hangataham-pitahiana...
31 AOGOSITRA , ANDRO NATOKANA HO AN’NY FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA
« Hanandratra avo ny mpitsabo sy ny fitsaboana nenti-paharazana , ny fahitantsika fanafody hiadiana amin’ny valan’aretina Covid19 » , hoy...
ADY TANY ENY ANTANANDRANO. TSY MANAIKY LEMBENANA NY DEPIOTE NAIVO RAHOLDINA
Nanatitra fitarainana teny amin’ny Minisitry ny Fitsarana IMBIKI Herilaza ireo solontenan’ny mpandova tompon’ny tany eny Antanandrano sy ireo mpisolovavany roa,...
AMPORISIHINA NY FIDIRAN’NY MPIASA AO AMIN’NY SEHATRA MIAHY NY SOSIALY SY NY FAHASALAMANA
Manomboka ny 30 Aogositra ny fampiofanana karakarain'ny OIT amin'ny alalan'ny tetikasa "vision Zero Fund". Isany hisitraka izany ny vondron'ny mpampiasa,...