HANDRAY ANJARA AMIN’NY FIHAONANA AN-TAMPONY AO AMIN’NY SADC I MADAGASIKARA
Handry anjara amin’ny filankeviry ny ministra sy ny fihaonana an-tampon’ireo Filoham-pirenena sy lehiben’ny governemanta ao anatin’ny vondrona SADC i Madagasikara...
Handry anjara amin’ny filankeviry ny ministra sy ny fihaonana an-tampon’ireo Filoham-pirenena sy lehiben’ny governemanta ao anatin’ny vondrona SADC i Madagasikara...
Hiroso amin'ny fampiasana angovo azo havaozina ny orinasa Rio Tinto QMM ao Taolagnaro. Angovo azo avy amin'ny herin'ny masoandro valo...
Hanana sata mifehy azy manokana ny mpikarakara lanonana eto Madagasikara. Nisy ny fakan-kevitra momba izany, ny talata 27 jolay 2021,...
Tsy mitombina ny honohono iniana ahely manodidina ny fanadihadiana tamin'ilay raharaha fikasana hamono ny Filohan'ny Repoblika , hoy ny Jeneraly...
Vita ny fanavaozana ny rindram-baiko na « logiciel » hikirakirana ireo fifaninanana hidirana ho mpiasam-panjakana sy ny fanovana ny lalàna...
Atomboka ny fiandohan'ny volana aogositra izao ny asa fanamboaran-dalana mankany Manambato, distrikan'i Brickaville. Ireo toerana mpandray mpizaha tany na «...
Fikasana hanongam-panjakana. Olona enina no voasambotry ny Polisim-pirenena, ny alakamisy 22 jolay 2021, momba ilay raharaha fikotrehana hamono ny Filoham-pirenena....
Ny zoma 23 jolay 2021 no hanamarihana amin'ny fomba ofisialy ny faha-90 taonan'ny RNM na Radio Madagasikara. Hatao eo amin'ny...
Vato sarobidy milanja 118 taonina, tao anaty kaontenera miisa valo no tra-tehaky ny fadin-tseranana tao Toamasina. Saika ahondrana any Chine...