
Savaravina : 18 jolay 2021
|
Henoy nge zahay : 21 jolay 2021
|
Fivoy : 30 may 2020 :
|
Fahasalamana voalohan-karena : 20/07/2021
|
Iray volan’ny teny Malagasy : 19/06/2021
|
Aoak’izay ny kolikoly : 21/07/2021
|
Fanahy mirenty teny : 21 jolay 2021
|
Hira Gasy : 17 jolay 2021
|
Radio Fanabeazana : 21 jolay 2021
|
Tantara : 10/07/2021 – M’DORORORORO
|
Tetsy sy Teroa : 21/07/ 2021
|
Zaza Meva : 20/07/2021
|

« Ilay maridrefy tena tsara, Radio Madagasikara ».
“Studio VAHANDANITRA”, fandraisam-peo sy fikirakirana tantara an’onjampeo no tsangambaton’ny faha-90 taonan’ny Radio Nasionaly Malagasy. Isan’ny mampalaza ny Radio Madagasikara ny tantara, na ny indray mihaino, na ny fanaraka isan’andro, ka izay no nanoloran’ny Minisitera mpiahy, dia ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ity “Studio” vaovao ity, ary rariny loatra raha nampitondraina ny anaran’I VAHANDANITRA, izay mpilalao tantara nikoizana tao amin’ny RNM izany. Natokanana ny faha -23 jolay teo ny Studio VAHANDANITRA, ary misokatra ho an’ny rehetra, ho fidirambolan’ny ORTM ihany koa.
